Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:2 - Baiboly Katolika

2 Vao nahita an’i Tobia i Ragoela, dia hoy izy tamin’i Anà vadiny: «Akory izany fitovin’ity zazalahy amin’ilay zanak’olo-mianadahy amiko.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 sady niteny tamin’i Ednà vadiny hoe: –Mba mitovy amin’i Tôbita havako mihitsy ity tovolahy ity!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra