Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 7:1 - Baiboly Katolika1 Dia niditra tao amin-dRagoela izy ireo, ka noraisiny tamin-kafaliana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Fony ireto mpandeha niditra tao Ekbatàna, dia hoy i Tôbià tamin’ilay anjely: –Ry Hazarià malalako, tariho hivantana any amin’i Ragoela mpiray firenena amintsika aho. Dia notarihin’ilay anjely ho any an-tranon’i Ragoela i Tôbià. Hitan’ireto mpivahiny i Ragoela, nipetraka eo akaikin’ny varavaran’ny tokotaniny; ary lohalaharana ireo tamin’ny fiarahabana azy, ka novalian’i Ragoela hoe: –Mirary soa betsaka ho anareo aho, rahavako, ary miarahaba anareo tonga soa. Dia nampandroso an-trano ireto vahiny i Ragoela Jereo ny toko |