Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:6 - Baiboly Katolika

6 Niaraka tamin’izay dia nihazakazaka nankeny aminy i Ragoela ka nanoroka azy tamin-dranomaso, sy nitomany namihina ny vozony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Tamin’izay i Ragoela dia nitsamboatra ka nanoroka an’i Tobià sady nitomany, ary nilaza taminy hoe: –Hotahîn’Andriamanitra anie ianao, anaka! Manan-dray mahafatra-po tokoa ianao. Loza indrisy fa tonga jamba izany lehilahy marina sy mpanao fiantrana izany! Dia nofihinin’i Ragoela ny vozon’i Tôbià havany ary mbola nitomany indray izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra