Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 7:15 - Baiboly Katolika15 Dia nalainy ny tanana havanan’ny zanany vavy nataony teo amin’ny tanana havanan’i Tobia ka hoy izy; «Homba anareo anie ny Andriamanitr’i Abrahama, ny Andriamanitr’i Isaaka, ary ny Andriamanitr’i Jakôba, hanakambana anareo anie Izy, ary hampidina ny tso-dranony feno aminareo.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Dia nantsoin’i Ragoela indray i Ednà vadiny ka nilazany hoe: –Ry vady malalako, omany kely ny efitrano fandriana faharoa ary ento ao i Sarà. Jereo ny toko |