Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:14 - Baiboly Katolika

14 ary mino aho fa Izy no naniraka anareo ho atỳ amiko, mba hanambadian’ny zanako vavy ny havany, araka ny lalàn’i Môizy.» Koa dia aza misalasala intsony fa dia omeko anao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia nantsoin’i Ragoela ny vadiny sady nasainy hitondra taratasy hanoratana. Ary nosoratan’i Ragoela ny fifanekem-panambadiana, izay miantoka fa nomeny ho vadin’i Tôbià i Sarà, araka ny fepetran’ny lalànan’i Mosesy. Avy eo izy rehetra vao nihinana sy nisotro.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra