Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:13 - Baiboly Katolika

13 Dia hoy i Ragoela tamin’izay: «Tsy misalasala aho, fa efa noraisin’Andriamanitra teo anatrehany ny vavaka aman-dranomasoko;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Avy eo dia nantsoin’i Ragoela i Sarà zanany vavy. Rehefa tonga teo aminy kosa razazavavy, dia noraisiny tanana ary nentiny hankeo amin’i Tôbià izay nitenenany hoe: –Raiso i Sarà fa omena ho vadinao, araka ny Lalàna sy araka ny fepetra voasoratra ao amin’ny Bokin’i Mosesy. Tano izy ary ento soa aman-tsara hiaraka aminao any an-tranon-drainao. Enga anie ilay Andriamanitry ny lanitra hitarika anareo sy homba fiadanana anareo!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra