Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 7:16 - Baiboly Katolika

16 Raha efa izany, naka taratasy izy, dia nosoratany ny fanambadian’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Lasa tokoa i Ednà nanomana fandriana tao amin’ilay efitrano, araka izay nolazaina taminy; ary nentiny nankao ny zanany vavy. Nitomany i Ednà teo am-pieritreretana an’i Sarà, kanefa avy eo dia namaoka ranomaso izy sady niteny tamim-drazazavavy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 7:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra