Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:8 - Baiboly Katolika8 Ka hoy ilay Anjely namaly azy: «Raha sombiny kely amin’ny fony no apetrakao eo ambony vain’afo, dia maharoaka ny demony isan-karazany amin-dehilahy na amim-behivavy, ny setroka avy amin’izay, ka tsy afa-manatona an’ireo intsony izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Dia novalian’ilay anjely hoe: –Raha misy lehilahy na vehivavy asian’ny demony na ny fanahy ratsy, dia ny fo aman’atin-trondro no dorana eo anoloan’ilay olona. Ny setroka miakatra avy eo no hampanalavitra ny demony mamely azy ary ho afaka mandrakizay amin’izany izy. Jereo ny toko |