Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 6:7 - Baiboly Katolika

7 Fa nanontany an’ity Anjely i Tobia nanao hoe: «Raha sitrakao, ry Azariasa rahalahiko, mba lazao ahy kely: manan-kery hahasitrana inona moa ireto zavatra avy amin’ny hazandrano nasainao tahiriziko ireto?»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Tamin’izay no nanontanian’ity tovolahy ilay anjely ka nataony hoe: –Ry Hazarià malalako, fa mba inona no fanafody ao anatin’ny fo sy aty aman’aferon-trondro?

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 6:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra