Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:6 - Baiboly Katolika6 Notoviny izany, dia natonony ny sasany amin’ny nofony, ka nentiny teo aminy eny an-dalana, ary nasiany sira ny sisa, izay tsy maintsy hahavita azy ireo, mandra-pahatongany any Ragesa, tanànan’i Meda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary nanohy dia ireto mpandeha anankiroa ka nanakaiky an’i Media. Jereo ny toko |