Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:9 - Baiboly Katolika9 Ary ny aferony kosa dia fanosotra ny maso voasarona fotsy matevina, ka mahasitrana azy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ny afero kosa dia fampiasa, rehefa misy fotsy maso: ahosotra ny maso izany, dia tsofina ny pentina fotsy, ary sitrana ny maso. Jereo ny toko |