Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 6:15 - Baiboly Katolika

15 Ka matahotra aho fandrao dia iharan’izany koa ny tenako, ary noho izaho lahitokan-dray aman-dreniko, sao dia mampidina ny fahanteran’izy ireo amin’alahelo any am-pasana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Izany no mampatahotra ahy. Tsy ilay tovovavy no ampahorîn’ny demony; fa izay lehilahy te hanatona ilay tovovavy no vonoiny ho faty. Lahitokan-draiko aho, ka raha maty eo, dia hampalahelo mafy ny ray aman-dreniko, ka hampidina azy roa any am-pasana; ary tsy manan-janakalahy hafa izy handevina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 6:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra