Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:14 - Baiboly Katolika14 Dia hoy ny navalin’i Tobia: «Nandre lazan’olona aho fa hoe: Fito lahy no efa nanambady azy izay, nefa maty avokoa; sady demony koa indray no lazain’olona tamiko ho namono an’ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 I Tôbià kosa namaly an’i Rafaela hoe: –Ry Hazarià malalako, henoko fa efa nampanambadiana impito i Sarà; kanefa maty avokoa izy fito lahy, maty tao amin’ny efitrano fampakarana. Nandritra ny alina, fony hanatona an’i Sarà iny, no maty ireo mpampakatra azy. Nisy nilaza tamiko aza fa demony mihitsy no namono azy ho faty. Jereo ny toko |