Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 6:16 - Baiboly Katolika

16 Ary hoy ny Anjely Rafaely taminy: «Mihainoa ahy, fa hatoroko anao izay ananan’ny demony fahefana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Fa hoy indray i Rafaela tamin’i Tôbià: –Hadinonao ve fa ny rainao no nanafatrafatra anao mba haka vady eo amin’ny havanao? Koa henoy aho, ry sakaiza: aza manahy ny amin’izany demony izany, fa aoka ianao hanambady an’i Sarà! Fantatro fa izao anio hariva izao no hanomezana azy ho vadinao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 6:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra