Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:12 - Baiboly Katolika12 Tsy maintsy ho lasanao avokoa ny fananany rehetra ka tsy maintsy halainao ho vady izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ankoatra azy, dia tsy manan-janaka hafa izy, na lahy na vavy. Ianao no havana akaiky indrindra amin’i Sarà, ka voalohany manan-jo hanambady azy sy handova ny fananan-drainy. Tovovavy misaina i Sarà, be herimpo ary tsara bika aoka izany. Ny rainy koa dia olom-banona. Jereo ny toko |