Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:11 - Baiboly Katolika11 Ary hoy ny Anjely namaly azy: «Eto misy lehilahy anankiray atao hoe: Ragoela, iray foko amam-pianakaviana aminao, manan-janaka vavy anankiray atao hoe Sarà izy; ary tsy manan-janaka hafa, afa-tsy izay, na lahy na vavy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 dia hoy i Rafaela tamin’ity tovolahy: –Ry Tôbià havako ô! Ka novaliany hoe: –Ahoana izay ê! Dia hoy indray i Rafaela: –Anio alina, dia ao amin’i Ragoela havanao no tsy maintsy hiantrano isika. Manana zanakavavy anankiray atao hoe Sarà izy. Jereo ny toko |