Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:2 - Baiboly Katolika2 Fa izay hahazoako mandray izany vola izany no tsy fantatro. Izany lehilahy izany tsy mahalala ahy, izy koa tsy fantatro, ka inona no famantarana homeko azy? Ny lalana mankany amin’izany tany izany aza tsy fantatro akory.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Kanefa ahoana no hahazoako izany vola izany amin’i Gabaela, satria tsy mifankalala izahay? Inona no famantarana homeko azy mba hahalalany ahy, ka hitokiany ahy ary hanomezany ahy ny vola? Sady tsy fantatro koa ny lalana hankanesana any Media. Jereo ny toko |