Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:1 - Baiboly Katolika1 Tamin’izay dia hoy ny navalin’i Tobia an-drainy: «Hataoko avokoa izay rehetra nasainao hataoko, ry dada. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Dia niteny i Tôbià ka nanao tamin’i Tôbita rainy hoe: –Hataoko avokoa, ry Dada, izay rehetra nanafatrafaranao ahy. Jereo ny toko |