Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:19 - Baiboly Katolika19 «Taranak’Andriana izany ianao,» hoy i Tobia taminy, «ka mifona aminao aho, noho ny naniriako hahalala izay fianakavianao.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Aoka tsy izay hampiavosa vola ihany no himasoanao, fa aoka mba tsy hisy vidiny akory izany miohatra amin’ny zanatsika! Jereo ny toko |