Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:18 - Baiboly Katolika18 Mba hahafaka ahiahy anao anefa, dia izaho no Azariasa, zanak’i Anania malaza.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Nitomany kosa ny reniny sady niteny tamim-badiny hoe: –Nahoana no ampanefanao iraka ny zanako? Tsy izy ve no mpanohantohana antsika, tamin’izy nikeninkenina teto anoloantsika? Jereo ny toko |