Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:9 - Baiboly Katolika9 raha manam-be ianao manomeza be, ary raha manan-kely mitandrema tsara mba hizara izany kely izany, an-kazavam-po; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 rakitra soa manko no angoninao ho an’ny tenanao ho amin’ny andro fahoriana, Jereo ny toko |