Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 3:11 - Baiboly Katolika

11 fa naharitra nivavaka sy nitaraina tamin’Andriamanitra tamin-dranomaso mba hanafaka azy amin’izany fahafaham-baraka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Teo no ho eo ihany i Sarà dia nitodika tany amin’ny varavarankely ary nanandra-tanana hivavaka sady niteny hoe: «Ankalazaina Ianao, ry Andriamanitra mpamindrafo ô; eny, ankalazaina mandrakizay ny anaranao. Aoka ny asanao rehetra hankalaza Anao mandrakizay!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 3:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra