Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Titosy 3:9 - Baiboly Katolika

9 Fa raha ny amin’ny fandinihan-javatra tsy misy heviny kosa, mbamin’ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana, ny ady hevitra foana momba ny Lalàna, dia ialao ireny, fa sady tsy mahasoa no zava-poana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Fa halaviro kosa ny fanontaniana adaladala, ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana, ny ady teny ny amin’ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Fa halaviro ny fanontaniana adaladala, ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana sy ady momba ny lalàna jiosy; satria sady tsy mahasoa izany no zava-poana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Fa halaviro ny fanontaniana adaladala, ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana sy ady momba ny lalàna jiosy; satria sady tsy mahasoa izany no zava-poana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin’ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Titosy 3:9
10 Rohy Ifampitohizana  

Moa va izy miaro tena amin’ny teny foana, sy amin’ny lahateny tsy misy antony?


Na dia nahazo fanomezana haminany aza aho, ka mahalala ny zava-miafina rehetra, sy manana ny fahalalana rehetra, ary manana ny finoana rehetra, hatramin’ny mahafindra tendrombohitra aza, raha tsy manana ny fitiavana, dia tsinontsinona aho.


Ny amin’ny hena naterina tamin’ny sampy, dia fantatsika ihany, fa samy manam-pahalalana isika rehetra. Ny fahalalana anefa mampiebo, fa ny fitiavana no mampandroso.


Fa ireny anganongano foana fanaom-bavy antitra ireny dia lavy; ary mampiasà ny tenanao amin’ny fivavahana.


Ampahatsiarovy ny olona izany, ary anaro eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny foana, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza.


Halaviro ireny fibedibedena mandoza ireny, fa mbola handroso ny haratsian’ireny mpanao izany,


Ialao ny ady hevitra adaladala sy tsy misy antony, satria fantatrao ihany fa mahatonga fifandirana ireny.


sy tsy hihaino izay anganongano foanan’ny Jody, na ny didin’ny olona mihataka amin’ny fahamarinana.


Avy aiza ny ady amam-pifandirana ao aminareo? Moa tsy amin’ny filàn-dratsinareo izay miady ao anatin’ny nofonareo va?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra