Titosy 1:3 - Baiboly Katolika3 fa tamin’ny fotoana voatendriny no nampiharihariany ny teniny tamin’ny fitorian-teny izay napetraka tamiko araka ny didin’Andriamanitra Mpamonjy antsika: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 fa tamin’izay andro voatendry dia nasehony tamin’ny toriteny izay natolotra ho adidiko ny teniny, araka ny didin’Andriamanitra, Mpamonjy antsika; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 ka tamin’ny fotoanandro voatendriny no nahariharin’Andriamanitra ny teniny, dia ny hafatra izay nankinina tamiko ka torîko araka ny baikon’Andriamanitra Mpamonjy antsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 ka tamin’ny fotoanandro voatendriny no nahariharin’Andriamanitra ny teniny, dia ny hafatra izay nankinina tamiko ka torîko araka ny baikon’Andriamanitra Mpamonjy antsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 fa tamin’izay andro voatendry dia nasehony ny teniny tamin’ny tori-teny izay natolotra ho adidiko, araka ny didin’Andriamanitra, Mpamonjy antsika; Jereo ny tokoMalagasy Bible3 fa tamin'izay andro voatendry dia nasehony ny teniny tamin'ny tori-teny izay natolotra ho adidiko, araka ny didin'Andriamanitra, Mpamonjy antsika; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 fa tamin’izay andro voatendry dia nasehony tamin’ny toriteny izay natolotra ho adidiko ny teniny, araka ny didin’Andriamanitra, Mpamonjy antsika; Jereo ny toko |