Romana 9:1 - Baiboly Katolika1 Milaza ny marina ao amin’i Kristy aho, ka tsy mandainga, ary ny Fanahy Masina sy ny hitsim-poko no vavolombeloko, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Milaza ny marina ao amin’i Kristy aho fa tsy mandainga, sady vavolombelona miaraka amiko ao amin’ny Fanahy Masina koa ny fieritreretako: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Noho izaho tafaray amin’i Kristy, dia ny marina no lazaiko ka tsy mandainga aho; ary tarihin’ny Fanahy Masina ny fieritreretako no mijoro ho vavolombelona miara-manambara amiko Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Noho izaho tafaray amin’i Kristy, dia ny marina no lazaiko ka tsy mandainga aho; ary tarihin’ny Fanahy Masina ny fieritreretako no mijoro ho vavolombelona miara-manambara amiko Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 MILAZA ny marina ao amin’i Kristy aho, fa tsy mandainga, sady miara-milaza amiko ao amin’ny Fanahy Masina koa ny fieritreretako, Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Milaza ny marina ao amin'i Kristy aho, fa tsy mandainga, sady miara-milaza amiko ao amin'ny Fanahy Masina koa ny fieritreretako, Jereo ny toko |