Romana 3:6 - Baiboly Katolika6 Sanatria izany! fa raha izany, ahoana no hitsaràn’Andriamanitra an’izao tontolo izao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Sanatria izany! Fa raha izany, hataon’Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Sanatria izany! Fa raha zavatra tsy rariny no ampiharin’Andriamanitra, hataony ahoana no fitsara an’izao tontolo izao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Sanatria izany! Fa raha zavatra tsy rariny no ampiharin’Andriamanitra, hataony ahoana no fitsara an’izao tontolo izao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Sanatria izany! Fa raha izany, hataon’Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Sanatria izany! Fa raha izany, hataon'Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? Jereo ny toko |