Romana 3:12 - Baiboly Katolika12 samy nania avokoa izy rehetra; tsy misy manao ny tsara na dia iray aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Samy nania avokoa izy rehetra, samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza» (Sal 14.1-3). Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Be siasia avokoa izy rehetra ary samy tsy misy antony; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Be siasia avokoa izy rehetra ary samy tsy misy antony; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza’’ (Sal. 14.1-3). Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza (Sal. 14. 1-3). Jereo ny toko |