Romana 10:8 - Baiboly Katolika8 Fa ahoana, hoy izy? Izao: Eo akaikinao ny teniny, fa eo am-bavanao sy ao am-ponao, dia ny teny finoana izay torinay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Fa ahoana no lazainy? «Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao» (Deo 30.12-14), dia ny teny ny amin’ny finoana, izay torinay izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Fa inona no voalaza? Izao: «Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao.» Izany no teny momba ny finoana, izay torînay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Fa inona no voalaza? Izao: «Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao.» Izany no teny momba ny finoana, izay torînay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Fa ahoana no lazainy? ,,Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao’’ (Deo. 30.12–14), dia ny teny ny amin’ny finoana, izay torinay; Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Fa ahoana no lazainy? Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao (Deo. 30. 12-14), dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay; Jereo ny toko |