Nomery 8:24 - Baiboly Katolika24 «Izao ny amin’ny Levita: Hatramin’ny 25 taona no ho miakatra, dia hilatsaka hanao ny fanompoana momba ny trano lay fihaonana izy ireo hanaovany raharaha ao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Ny amin’ny levita dia izao: Hatramin’ny dimy amby roapolo taona no ho miakatra izy ireo no hanatona, hilatsaka amin’ny antokony, hanao ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 –Izao no fepetra mikasika ny Levita: Feno 25 taona izy vao manomboka mirotsaka amin’ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 –Izao no fepetra mikasika ny Levita: Feno 25 taona izy vao manomboka mirotsaka amin’ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ny amin’ny Levita dia izao: Hatramin’ny dimy amby roa-polo taona no ho miakatra izy no hanatona hilatsaka amin’ny antokony hanao ny fanompoana ao amin’ny trano-lay fihaonana; Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ny amin'ny Levita dia izao: Hatramin'ny dimy amby roa-polo taona no ho miakatra izy no hanatona hilatsaka amin'ny antokony hanao ny fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Ny amin’ny levita dia izao: Hatramin’ny dimy amby roapolo taona no ho miakatra izy ireo no hanatona, hilatsaka amin’ny antokony, hanao ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana; Jereo ny toko |