Nomery 7:84 - Baiboly Katolika84 Ireo no fanomezana avy amin’ny filohan’i Israely, tamin’ny fitokanana ny ôtely, tamin’ny andro nanosorana azy; lovia volafotsy 12, kapoaka volafotsy 12, ary lovia kely volamena 12. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201184 Ireo no zavatra naterin’ireo lohan’ny Israely ho amin’ny fitokanana ny alitara tamin’ny andro izay hanosorana azy: Lovia volafotsy roa amby folo, lovia volafotsy famafazana roa amby folo, lovia kely volamena roa amby folo; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA84 Ireto ny fitambaran’ny fanomezana natolotr’ireo filoham-pianakaviamben’i Israely tamin’ny andro nanosorana sy nanokanana ny alitara: lovia volafotsy 12, kaopy volafotsy famafazana 12, lovia kely volamena 12, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara84 Ireto ny fitambaran’ny fanomezana natolotr’ireo filoham-pianakaviamben’i Israely tamin’ny andro nanosorana sy nanokanana ny alitara: lovia volafotsy 12, kaopy volafotsy famafazana 12, lovia kely volamena 12, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy84 Ireo no zavatra naterin’ny lohan’ny Isiraely ho amin’ny fitokanana ny alitara tamin’ny andro izay nanosorana azy: lovia volafotsy roa ambin’ny folo, lovia volafotsy roa ambin’ny folo famafazana, lovia kely volamena roa ambin’ny folo; Jereo ny tokoMalagasy Bible84 Ireo no zavatra naterin'ny lohan'ny Isiraely ho amin'ny fitokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosorana azy: lovia volafotsy roa ambin'ny folo, lovia volafotsy roa ambin'ny folo famafazana, lovia kely volamena roa ambin'ny folo; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache84 Ireo no zavatra naterin’ireo lohan’ny Israely ho amin’ny fitokanana ny alitara tamin’ny andro izay hanosorana azy: Lovia volafotsy roa amby folo, lovia volafotsy famafazana roa amby folo, lovia kely volamena roa amby folo; Jereo ny toko |