Nomery 7:83 - Baiboly Katolika83 ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Ahirà zanak’i Enàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201183 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Ahira, zanak’i Enana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy83 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Ahira, zanak’i Enana. Jereo ny tokoMalagasy Bible83 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Ahira, zanak'i Enana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache83 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Ahira, zanak’i Enana. Jereo ny toko |