Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

Nomery 7:19 - Baiboly Katolika

19 Izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana telopolo amby zato sikla, kapoaka volafotsy iray, fitopolo sikla, araka ny sikla masina, samy feno lafarina tsara indrindra izy roa ireo, ho fanatitra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Nanolotra ny fanatiny izy, dia lovia volafotsy iray, sekela telopolo amby zato no lanjany, lovia volafotsy iray famafazana, sekela fitopolo, araka ny sekela masina; izy roa dia samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Nanatitra ny fanatiny izy, dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

La Bible en Malgache

19 Nanolotra ny fanatiny izy, dia lovia volafotsy iray, sekela telopolo amby zato no lanjany, lovia volafotsy iray famafazana, sekela fitopolo, araka ny sekela masina; izy roa dia samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry;

Jereo ny toko dika mitovy

Nomery 7:19
10 Rohy Ifampitohizana  

Ka izao no isany: siny volamena 30, siny volafotsy 1.000, antsy 29,

Dia hataonao ny loviany, ny vata kely fitoeran-java-manitra, ny kôpy aman-tasiny hanaovana ny fanatitra araraka; ka volamena madio no hanaovanao izany.

Nentiny koa ny vilany, ny lapelina, ny antsy, ny vilia kely, ny kôpy, mbamin’ny fanaka varahina rehetra, fitondra manao ny fanompoana.

«Raha misy olona manolotra zavatra amin’i Iaveh hatao fanatitra, dia lafarina tsara indrindra no hateriny, ka horarahany diloilo eo amboniny sy hampiany emboka.

Raha tsy manan-katao hahazoany domohina roa na vanto-boromahailala roa izy, dia lafarina tsara indrindra ampahafolon’ny efah no hoentiny ho fanatitra noho ny otany, hatao sorona noho ny ota; tsy horarahany diloilo eo amboniny, na ampiany emboka, fa sorona noho ny ota izany.

Amin’izany andro izany, ny korintsandrintsan-tsoavaly, dia hisy hoe: Fahamasinana ho an’i Iaveh; ary ny vilany ao an-tranon’i Iaveh, ho toy ny kapoaka eo anoloan’ny ôtely.

Tamin’ny andro faharoa, i Natanaely zanak’i Soara, filohan’i Isakara, no nanolotra ny fanatiny.

lovia kely volamena, folo sikla, feno zava-manitra,

Efa nomen-dreniny hevitra rahateo razazavavy, ka hoy izy hoe: «Omeo ahy eto amin’ny lovia ny lohan’i Joany Batista.»

Dia nidodododo faingana nankao amin’ny mpanjaka izy, ka nangataka hoe: «Tiako raha homenao ahy an-dovia izao ankehitriny izao ny lohan’i Joany Batista.»

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra