Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:18 - Baiboly Katolika

18 Tamin’ny andro faharoa, i Natanaely zanak’i Soara, filohan’i Isakara, no nanolotra ny fanatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Tamin’ny andro faharoa dia i Netanela, zanak’i Zoara, lohan’ny taranak’i Isakara, no nanolotra ny fanatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary tamin’ny andro faharoa dia Netanela, zanak’i Zoara, lohan’ny taranak’Isakara, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary tamin'ny andro faharoa dia Netanela, zanak'i Zoara, lohan'ny taranak'Isakara, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Tamin’ny andro faharoa dia i Netanela, zanak’i Zoara, lohan’ny taranak’i Isakara, no nanolotra ny fanatiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:18
4 Rohy Ifampitohizana  

ny amin’i Isakara: Natanaely zanak’i Soara;


Ny fokon’i Isakara no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Isakara dia i Natanaely zanak’i Soara,


ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Nahasôna zanak’i Aminadaba.


Izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana telopolo amby zato sikla, kapoaka volafotsy iray, fitopolo sikla, araka ny sikla masina, samy feno lafarina tsara indrindra izy roa ireo, ho fanatitra,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra