Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 4:46 - Baiboly Katolika

46 Ny voaisa rehetra tamin’ny Levita, izay nisain’i Môizy sy i Aarôna mbamin’ny filohan’i Israely, araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

46 Ny tontalin’ny taranak’i Levy izay voaisan’i Mosesy sy i Arona mbamin’ireo lehiben’ny Israely, araka ny fokony sy ny fianakaviany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

46 Ny tontalin’ny taranak’i Levy izay nalamin’i Mosesy sy Arona mbamin’ny lohan’ny Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

46 Ny tontalin'ny taranak'i Levy izay nalamin'i Mosesy sy Arona mbamin'ny lohan'ny Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

46 Ny tontalin’ny taranak’i Levy izay voaisan’i Mosesy sy i Arona mbamin’ireo lehiben’ny Israely, araka ny fokony sy ny fianakaviany,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 4:46
4 Rohy Ifampitohizana  

dia nisaina ny Levita hatramin’ny telopolo taona no miakatra, ka 38.000 no isan’ny vatan-dehilahy tsirairay avy.


Ny boky fanoratana ny mpisorona dia nalahatra araka ny fianakavian-drain’izy ireo ary ny Levita dia voasoratra araka ny raharahany sy ny antokony avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra.


Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merarỳ. Didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.


hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manana anjara raharaha amin’ny fanompoana sy ny fitondrana entana momba ny trano lay fihaonana,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra