Nomery 4:40 - Baiboly Katolika40 dia 2.630 no voaisa araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Izay voaisa taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telopolo sy eninjato sy roa arivo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 izay nalamina taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telo-polo amby enin-jato sy roa arivo. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 izay nalamina taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telo-polo amby enin-jato sy roa arivo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 Izay voaisa taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telopolo sy eninjato sy roa arivo. Jereo ny toko |