Nomery 4:39 - Baiboly Katolika39 ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201139 hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra tokony hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy39 hatramin’ny telo-polo taona ka hatramin’ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra amin’ny antokony hanao fanompoana ao amin’ny trano-lay fihaonana– Jereo ny tokoMalagasy Bible39 hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra amin'ny antokony hanao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana Jereo ny tokoLa Bible en Malgache39 hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra tokony hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana. Jereo ny toko |