Nomery 35:10 - Baiboly Katolika10 Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tafita an’i Jordany ka efa any amin’ny tany Kanaana ianareo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tafita an’i Jordana ianareo ka tonga any amin’ny tany Kanana Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 mba hamepetra ny Israelita hoe: –Rehefa tafita an’i Jôrdàna ka tafiditra amin’ny tany Kanahàna ianareo, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 mba hamepetra ny Israelita hoe: –Rehefa tafita an’i Jôrdàna ka tafiditra amin’ny tany Kanahàna ianareo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Mitenena amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Rehefa tafita an’i Jordana hianareo ka tonga any amin’ny tany Kanana, Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tafita an'i Jordana ianareo ka tonga any amin'ny tany Kanana, Jereo ny toko |