Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 34:29 - Baiboly Katolika

29 Ireo no nodidian’i Iaveh hizara ny tany Kanaana amin’ny zanak’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ireo no nodidian’NY TOMPO hizara ny tany Kanana ho an’ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

29 Ireo no olona nodidian’ny TOMPO hisahana ny fizaràna ny tany Kanahàna ho an’ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Ireo no olona nodidian’ny TOMPO hisahana ny fizaràna ny tany Kanahàna ho an’ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ireo no nodidian’i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an’ny Zanak’Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ireo no nodidian'i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an'ny Zanak'Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ireo no nodidian’NY TOMPO hizara ny tany Kanana ho an’ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 34:29
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary lehilahy iray isam-poko no halainareo hizara ny tany,


Fedaela izay filohany, zanak’i Amioda, amin’ny fokon’ny zanak’i Neftalì.


Niteny tamin’i Môizy i Iaveh tao an-tany lemak’i Moaba amoron’i Jordany, tandrifin’i Jerikao nanao hoe:


Ireo no lova nozarain’i Eleazara mpisorona, sy i Jôsoe zanak’i Nona, ary ny loham-pianakaviana amin’ny fokon’ny zanak’i Israely, tamin’ny filokana, tany Silô, teo anatrehan’i Iaveh, teo am-baravaran’ny trano lay fihaonana. Izany no nanaperany ny fizaràna ny tany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra