Nomery 34:28 - Baiboly Katolika28 Fedaela izay filohany, zanak’i Amioda, amin’ny fokon’ny zanak’i Neftalì. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 ny lehiben’ny foko taranak’i Naftaly dia i Pedahela, zanak’i Amihoda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 ho an’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Pedahela zanakalahin’i Hamihoda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 ho an’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Pedahela zanakalahin’i Hamihoda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 ary ny lohan’ny firenena taranak’i Naftaly dia Pedahela, zanak’i Amihoda. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 ary ny lohan'ny firenena taranak'i Naftaly dia Pedahela, zanak'i Amihoda. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 ny lehiben’ny foko taranak’i Naftaly dia i Pedahela, zanak’i Amihoda. Jereo ny toko |