Nomery 34:18 - Baiboly Katolika18 Ary lehilahy iray isam-poko no halainareo hizara ny tany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary loholona iray avy amin’ny foko tsirairay koa no halainareo hizara ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Hisy tompon’andraikitra iray avy isam-poko hotendrenareo hanampy azy amin’izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Hisy tompon’andraikitra iray avy isam-poko hotendrenareo hanampy azy amin’izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary loholona iray avy amin’ny isam-pirenena koa no halainareo hizara ny tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary loholona iray avy amin'ny isam-pirenena koa no halainareo hizara ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary loholona iray avy amin’ny foko tsirairay koa no halainareo hizara ny tany. Jereo ny toko |