Nomery 34:17 - Baiboly Katolika17 Izao no anaran’ny lehilahy hizara ny tany aminareo: Eleazara, mpisorona, sy Jôsoe, zanak’i Nona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ireto ny anaran’ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: I Eleazara mpisorona sy i Josoa, zanak’i Nona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 –I Elehazara mpisorona sy i Josoa zanakalahin’i Nona no hisahana ny fizaràna ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 –I Elehazara mpisorona sy i Josoa zanakalahin’i Nona no hisahana ny fizaràna ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Izao no anaran’ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak’i Nona. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Izao no anaran'ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ireto ny anaran’ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: I Eleazara mpisorona sy i Josoa, zanak’i Nona. Jereo ny toko |