Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 32:40 - Baiboly Katolika

40 Koa nomen’i Môizy an’i Makira, zanak’i Manase i Galaada, ary niorim-ponenana tao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Ary i Gileada dia nomen’i Mosesy an’i Makira, zanak’i Manase, ka nonina tao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

40 Koa nomen’i Mosesy an’ireo taranak’i Makira zanakalahin’i Manase i Gilehada ary dia nipetraka tao ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Koa nomen’i Mosesy an’ireo taranak’i Makira zanakalahin’i Manase i Gilehada ary dia nipetraka tao ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Ary Gileada dia nomen’i Mosesy an’i Makira, zanak’i Manase, ka nonina tao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Ary Gileada dia nomen'i Mosesy an'i Makira, zanak'i Manase, ka nonina tao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 Ary i Gileada dia nomen’i Mosesy an’i Makira, zanak’i Manase, ka nonina tao izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 32:40
5 Rohy Ifampitohizana  

I Segoba niteraka an’i Jaira, izay nanana tanàna 23 tany amin’ny tany Galaada.


Dia azontsika tamin’izay, izany tany izany. Nomeko ny Robenita sy ny Gadita ny hatrany Arôera izay manerinerina amin’ny lohasahan’i Arnôna sy ny antsasaky ny tendrombohitr’i Galaada mbamin’ny tanànany.


Mbola nisy zara tany koa ho an’ny fokon’i Manase araka ny filokana noho izy lahimatoan’i Josefa. I Makira lahimatoan’i Manase sy rain’i Galaada dia nahazo an’i Galaada sy i Basana, satria lehilahy mpiantafika izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra