Nomery 31:53 - Baiboly Katolika53 Ny mpanafika tamin’ny foloalindahy dia samy nahazo ny babony ho azy ihany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201153 satria ny mpanafika dia samy namabo ho an’ny tenany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA53 Fa ny miaramila tsotra kosa dia samy nitahiry ho an’ny tenany izay zavatra nobaboiny manokana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Fa ny miaramila tsotra kosa dia samy nitahiry ho an’ny tenany izay zavatra nobaboiny manokana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy53 (fa ny mpanafika samy namabo ho an’ny tenany). Jereo ny tokoMalagasy Bible53 (fa ny mpanafika samy namabo ho an'ny tenany). Jereo ny toko |