Nomery 31:52 - Baiboly Katolika52 Nisy 16.750 sikla ny volamena rehetra voaavaka nateriny ho an’i Iaveh avy amin’ny tomponarivo sy tompon-jato. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201152 Ary ny volamena rehetra izay natokan’ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho fanomezana ho an’NY TOMPO dia sekela dimampolo sy fitonjato sy enina arivo sy iray alina Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA52 Ny lanjan’ny volamena rehetra natolotr’ireo manamboninahitra ireo ho an’ny TOMPO dia nahatratra 170 kilao eo ho eo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara52 Ny lanjan’ny volamena rehetra natolotr’ireo manamboninahitra ireo ho an’ny TOMPO dia nahatratra 170 kilao eo ho eo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy52 Ary ny volamena rehetra tamin’ny fanatitra nalain’ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho an’i Jehovah, dia sekely dimam-polo amby fiton-jato sy enina arivo sy iray alina Jereo ny tokoMalagasy Bible52 Ary ny volamena rehetra tamin'ny fanatitra nalain'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho an'i Jehovah, dia sekely dimam-polo amby fiton-jato sy enina arivo sy iray alina Jereo ny toko |