Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:50 - Baiboly Katolika

50 ka sikla 1.365, araka ny sikla masina, no vola noraisiny tamin’ny lahy matoan’ny zanak’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

50 tamin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely no nandraisany ny vola, dia sekela dimy amby enimpolo sy telonjato sy arivo, araka ny sekela masina.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

50 Vola denàry 1 365 no voaangony tamin’ny lahimatoan’ny Israelita, araka ny sekela fampiasa ao amin’ny Toeramasina;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 Vola denàry 1 365 no voaangony tamin’ny lahimatoan’ny Israelita, araka ny sekela fampiasa ao amin’ny Toeramasina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

50 tamin’ny lahimatoan’ny Zanak’Isiraely no nandraisany ny vola, dia sekely dimy amby enim-polo sy telon-jato sy arivo, araka ny sekely masina;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

50 tamin'ny lahimatoan'ny Zanak'Isiraely no nandraisany ny vola, dia sekely dimy amby enim-polo sy telon-jato sy arivo, araka ny sekely masina;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

50 tamin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely no nandraisany ny vola, dia sekela dimy amby enimpolo sy telonjato sy arivo, araka ny sekela masina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:50
9 Rohy Ifampitohizana  

Dia noraisin’i Môizy ny vola avotr’ireo nihoatra isa ka navotan’ny Levita;


Nomen’i Môizy an’i Aarôna sy ny zanany izany vola avy amin’ny fanavotana izany, araka ny tenin’i Iaveh, dia araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.


dia tahaka ny Zanak’olona izany; fa Izy tsy tonga mba hotompoina fa mba hanompo ary hahafoy ny ainy ho fanavotana ny maro.»


Izay nanolo-tena ho antsika mba hanavotra antsika ho afaka amin’ny ota rehetra, sy hanadiovany ho an’ny Tenany ny vahoaka izay ho Azy tokoa sady fatra-pitia ny asa soa rehetra.


sady tsy mba ran’osilahy na ran-janak’omby, fa ny Ran’ny Tenany no nentiny niditra tao amin’ny fitoerana masina indrindra, indray mandeha monja dia ampy, ka nahazoany fanavotana mandrakizay.


satria fantatrareo fa ny nanavotana anareo, ho afaka tamin’ny fitondran-tena adala nentim-paharazana, dia tsy zavatra mety simba toy ny volamena na ny volafotsy,


Na i Kristy koa aza, niaritra fahafatesana indray mandeha noho ny otantsika, dia Izy marina ho an’ny tsy marina, mba hanolorany antsika amin’Andriamanitra, ka novonoina tamin’ny nofo Izy, fa novelomina tamin’ny fanahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra