Nomery 29:8 - Baiboly Katolika8 Ho sorona dorana ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh, dia manatera vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray ary zanak’ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO, ho hanitra ankasitrahana: Vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema, no hatolotrareo; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Ny hatolotrareo ho sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, ka hanetona ho hanitra hankasitrahiny, dia izao: ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay samy herintaona avy sady tsy misy kilema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ny hatolotrareo ho sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, ka hanetona ho hanitra hankasitrahiny, dia izao: ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay samy herintaona avy sady tsy misy kilema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary izao no atero ho fanatitra dorana ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah: vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay iray taona avy (dia izay tsy misy kilema no haterinareo) Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary izao no atero ho fanatitra dorana ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak'ondry fito izay iray taona avy (dia izay tsy misy kilema no haterinareo) Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO, ho hanitra ankasitrahana: Vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema, no hatolotrareo; Jereo ny toko |