Nomery 29:30 - Baiboly Katolika30 mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 ampiana ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry hateriny, sy ny fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin’ny vantotr’ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoMalagasy Bible30 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny toko |