Nomery 29:21 - Baiboly Katolika21 mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombainy azy; ary koa fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin’ny vantotr’ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoMalagasy Bible21 ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombainy azy; ary koa fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Jereo ny toko |