Nomery 29:20 - Baiboly Katolika20 Amin’ny andro fahatelo manatera ombalahy 11, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Amin’ny andro fahatelo dia vantotra ombilahy iraika amby folo sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra amby folo, izay iray taona avy, sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary amin’ny andro fahatelo koa dia vantotr’ombilahy iraika ambin’ny folo sy ondrilahy roa ary zanak’ondry efatra ambin’ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary amin'ny andro fahatelo koa dia vantotr'ombilahy iraika ambin'ny folo sy ondrilahy roa ary zanak'ondry efatra ambin'ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Jereo ny toko |