Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 29:10 - Baiboly Katolika

10 iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 ary ampahafolon’ny efaha ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 ary telo kilao isan-janak’ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 ary telo kilao isan-janak’ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ary ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-janak’ondry, dia amin’ny zanak’ondry fito)

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry, dia amin'ny zanak'ondry fito)

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 ary ampahafolon’ny efaha ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 29:10
3 Rohy Ifampitohizana  

ary lafarina tsara indrindra telo ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra amin’ny isam-bantotr’ombalahy iray; lafarina tsara indrindra roa ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra amin’ny ondralahy;


Ary osy lahy iray ho sorona noho ny ota; fa tsy hajanona anefa ny sorom-panonerana sy ny sorona dorana tsy tapaka sy ny fanatitra momba azy, mbamin’ny fanatitra araraka momba azy.»


ary ny hatao fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo, telo ampahafolony amin’ny ombalahy, roa ampahafolony amin’ny ondralahy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra